plt_tn/tit/02/09.md

32 lines
671 B
Markdown

# Ny tompony
"Ny tompon'izy ireo."
# Amin'ny zava-drehetra
"Amin'ny toe-javatra rehetra" na "matetika."
# Manao izay sitrapony
"Mampifaly ny tompony" na "mahafa-po ny tompony."
# Mangalangalatra
Mangalatra zavatra kely amin'ny tompony.
# Maneho ny finoana tsara rehetra
"Mampiseho fa mendrika ny fahatokisan'ny tompon'izy ireo."
# Amin'ny lafiny rehetra
"Amin'ny zavatra rehetra ataon'izy ireo."
# Hampahamendrika ny fampianarantsika
Paoly dia miresaka ny fampianaran'ny Kristiana toy ny hoe zavatra izay afaka haingoana. DH: "mahatonga ny fampianarantsika hanintona olona hafa."
# Andriamanitra mpamonjy antsika
"Ny Andriamanitsika izay namonjy antsika."