# Ny tompony "Ny tompon'izy ireo." # Amin'ny zava-drehetra "Amin'ny toe-javatra rehetra" na "matetika." # Manao izay sitrapony "Mampifaly ny tompony" na "mahafa-po ny tompony." # Mangalangalatra Mangalatra zavatra kely amin'ny tompony. # Maneho ny finoana tsara rehetra "Mampiseho fa mendrika ny fahatokisan'ny tompon'izy ireo." # Amin'ny lafiny rehetra "Amin'ny zavatra rehetra ataon'izy ireo." # Hampahamendrika ny fampianarantsika Paoly dia miresaka ny fampianaran'ny Kristiana toy ny hoe zavatra izay afaka haingoana. DH: "mahatonga ny fampianarantsika hanintona olona hafa." # Andriamanitra mpamonjy antsika "Ny Andriamanitsika izay namonjy antsika."