plt_tn/tit/02/09.md

671 B

Ny tompony

"Ny tompon'izy ireo."

Amin'ny zava-drehetra

"Amin'ny toe-javatra rehetra" na "matetika."

Manao izay sitrapony

"Mampifaly ny tompony" na "mahafa-po ny tompony."

Mangalangalatra

Mangalatra zavatra kely amin'ny tompony.

Maneho ny finoana tsara rehetra

"Mampiseho fa mendrika ny fahatokisan'ny tompon'izy ireo."

Amin'ny lafiny rehetra

"Amin'ny zavatra rehetra ataon'izy ireo."

Hampahamendrika ny fampianarantsika

Paoly dia miresaka ny fampianaran'ny Kristiana toy ny hoe zavatra izay afaka haingoana. DH: "mahatonga ny fampianarantsika hanintona olona hafa."

Andriamanitra mpamonjy antsika

"Ny Andriamanitsika izay namonjy antsika."