plt_tn/tit/02/06.md

20 lines
648 B
Markdown

# Tahaka izany
Titosy dia hanofana ireo zatovolahy toy ny hanofanany ireo olona efa nahazo taona.
# Asehoy ny tenanareo
"Asehoy ny tenanao."
# Modelin'ireo asa tsara
"Ohatra iray amin'ny olona manao ny tsara sy ny mety."
# Hafatra salama
Paoly dia miresaka ny fitoriana sy ny fampianarana nataon'i Titosy tahaka ny hoe olona izay salama tao amin'ny vatany izy ireny.
# Mba ho menatra izay manohitra na iza na iza
Izany dia manolotra sarisarin'ny toe-javatra izay ahitana olona iray manohitra an'i Titosy ary avy eo menatra ny nataony. Tsy manambara zavatra izay tena nitranga izany. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hilazana izany.