# Tahaka izany Titosy dia hanofana ireo zatovolahy toy ny hanofanany ireo olona efa nahazo taona. # Asehoy ny tenanareo "Asehoy ny tenanao." # Modelin'ireo asa tsara "Ohatra iray amin'ny olona manao ny tsara sy ny mety." # Hafatra salama Paoly dia miresaka ny fitoriana sy ny fampianarana nataon'i Titosy tahaka ny hoe olona izay salama tao amin'ny vatany izy ireny. # Mba ho menatra izay manohitra na iza na iza Izany dia manolotra sarisarin'ny toe-javatra izay ahitana olona iray manohitra an'i Titosy ary avy eo menatra ny nataony. Tsy manambara zavatra izay tena nitranga izany. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hilazana izany.