plt_tn/tit/02/06.md

648 B

Tahaka izany

Titosy dia hanofana ireo zatovolahy toy ny hanofanany ireo olona efa nahazo taona.

Asehoy ny tenanareo

"Asehoy ny tenanao."

Modelin'ireo asa tsara

"Ohatra iray amin'ny olona manao ny tsara sy ny mety."

Hafatra salama

Paoly dia miresaka ny fitoriana sy ny fampianarana nataon'i Titosy tahaka ny hoe olona izay salama tao amin'ny vatany izy ireny.

Mba ho menatra izay manohitra na iza na iza

Izany dia manolotra sarisarin'ny toe-javatra izay ahitana olona iray manohitra an'i Titosy ary avy eo menatra ny nataony. Tsy manambara zavatra izay tena nitranga izany. Ny fiteninao dia mety manana fomba hafa hilazana izany.