plt_tn/tit/02/03.md

711 B

Toy izany koa

"Mitovy amin'izany." Rehefa nampianatra ny lehilahy nahazo taona i Titosy, dia tokony hampianatra ny vehivavy nahazo taona ihany koa.

Tokony hampiseho hatrany ny tenan'izy ireo

"Tokony hanaporofo ny tenan'izy ireo fa" na "tokony hiaina toy ny."

Tsy mpifosa

Izany teny izany dia manondro ny olona izay milaza zavatra ratsy mahakasika ny olona hafa na marina izy ireny na tsia.

Andevozin'ny divay be

Ny olona iray izay mahatsapa fa mila misotro zava-pisotro misy alikaola dia matetika misotro azy ireny amin'ny fatrany betsaka. Paoly dia miresaka momba ireo olona manana fiankinan-doha ireo ho toy ny hoe andevo. DH: "andevozin'ny divay."

Hahonon-tena, hadio

Mieritreritra tsara.