# Toy izany koa "Mitovy amin'izany." Rehefa nampianatra ny lehilahy nahazo taona i Titosy, dia tokony hampianatra ny vehivavy nahazo taona ihany koa. # Tokony hampiseho hatrany ny tenan'izy ireo "Tokony hanaporofo ny tenan'izy ireo fa" na "tokony hiaina toy ny." # Tsy mpifosa Izany teny izany dia manondro ny olona izay milaza zavatra ratsy mahakasika ny olona hafa na marina izy ireny na tsia. # Andevozin'ny divay be Ny olona iray izay mahatsapa fa mila misotro zava-pisotro misy alikaola dia matetika misotro azy ireny amin'ny fatrany betsaka. Paoly dia miresaka momba ireo olona manana fiankinan-doha ireo ho toy ny hoe andevo. DH: "andevozin'ny divay." # Hahonon-tena, hadio Mieritreritra tsara.