plt_tn/tit/02/03.md

20 lines
711 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Toy izany koa
"Mitovy amin'izany." Rehefa nampianatra ny lehilahy nahazo taona i Titosy, dia tokony hampianatra ny vehivavy nahazo taona ihany koa.
# Tokony hampiseho hatrany ny tenan'izy ireo
"Tokony hanaporofo ny tenan'izy ireo fa" na "tokony hiaina toy ny."
# Tsy mpifosa
Izany teny izany dia manondro ny olona izay milaza zavatra ratsy mahakasika ny olona hafa na marina izy ireny na tsia.
# Andevozin'ny divay be
Ny olona iray izay mahatsapa fa mila misotro zava-pisotro misy alikaola dia matetika misotro azy ireny amin'ny fatrany betsaka. Paoly dia miresaka momba ireo olona manana fiankinan-doha ireo ho toy ny hoe andevo. DH: "andevozin'ny divay."
# Hahonon-tena, hadio
Mieritreritra tsara.