plt_tn/tit/02/01.md

830 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nanohy nanome an'i Titosy antony hitoriana ny tenin'Andriamanitra, ny fomba tokony hiainan'ny lehilahy nahazo taona, vehivavy nahazo taona, olona tanora, ary andevo na mpanompo ny maha mpino.

Fa ianao kosa

Paoly dia te hilaza izay mifanohitra. DH: "Fa ianao kosa, ry Titosy, dia mifanohitra amin'ireo mpampianatra sandoka."

Fampianarana marina

"Miaraka amin'ny foto-mpampianarana miorina" na "miaraka amin'ny fampianarana marina."

Hitondra tena,

"Mahonona" na "mahay mihevi-tena."

Mahonon-tena

"Mifehy ny faniriany."

Matanjaka

"Salama"

Matanjaka amin'ny finoana

"Miaraka amin'ny finoana matanjaka" na "marina amin'ny finoany."

Matanjaka ... amin'ny fitiavana

"Amin'ny fitiavana."

Matanjaka ... amin'ny faharetana

"Miorina" na "tsy ahalalana vizana."