plt_tn/tit/02/01.md

36 lines
830 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nanohy nanome an'i Titosy antony hitoriana ny tenin'Andriamanitra, ny fomba tokony hiainan'ny lehilahy nahazo taona, vehivavy nahazo taona, olona tanora, ary andevo na mpanompo ny maha mpino.
# Fa ianao kosa
Paoly dia te hilaza izay mifanohitra. DH: "Fa ianao kosa, ry Titosy, dia mifanohitra amin'ireo mpampianatra sandoka."
# Fampianarana marina
"Miaraka amin'ny foto-mpampianarana miorina" na "miaraka amin'ny fampianarana marina."
# Hitondra tena,
"Mahonona" na "mahay mihevi-tena."
# Mahonon-tena
"Mifehy ny faniriany."
# Matanjaka
"Salama"
# Matanjaka amin'ny finoana
"Miaraka amin'ny finoana matanjaka" na "marina amin'ny finoany."
# Matanjaka ... amin'ny fitiavana
"Amin'ny fitiavana."
# Matanjaka ... amin'ny faharetana
"Miorina" na "tsy ahalalana vizana."