# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nanohy nanome an'i Titosy antony hitoriana ny tenin'Andriamanitra, ny fomba tokony hiainan'ny lehilahy nahazo taona, vehivavy nahazo taona, olona tanora, ary andevo na mpanompo ny maha mpino. # Fa ianao kosa Paoly dia te hilaza izay mifanohitra. DH: "Fa ianao kosa, ry Titosy, dia mifanohitra amin'ireo mpampianatra sandoka." # Fampianarana marina "Miaraka amin'ny foto-mpampianarana miorina" na "miaraka amin'ny fampianarana marina." # Hitondra tena, "Mahonona" na "mahay mihevi-tena." # Mahonon-tena "Mifehy ny faniriany." # Matanjaka "Salama" # Matanjaka amin'ny finoana "Miaraka amin'ny finoana matanjaka" na "marina amin'ny finoany." # Matanjaka ... amin'ny fitiavana "Amin'ny fitiavana." # Matanjaka ... amin'ny faharetana "Miorina" na "tsy ahalalana vizana."