plt_tn/tit/01/15.md

667 B

Ho an'ireo izay madio, dia madio ny zavatra rehetra

"Raha misy olona madio anaty, ny zavatra rehetra izay ataon'izy ireo dia hadio."

Ho an'ireo izay madio

"Ho an'ireo izay ankasitrahan'Andiamanitra."

Ho an'ireo izay voaloto sy tsy mino kosa, dia tsy misy madio na inona na inona

Paoly dia miresaka ireo mpanota toy ny hoe maloto ara-batana izy ireo. DH: "ny olona maloto fitondran-tena sy tsy mino dia tsy mety madio."

Mandà Azy amin'ireo asany

"Ny asan'izy ireo dia manaporofo fa izy ireo dia tsy mahafantatra azy."

Mpankahala

"Maharikoriko."

Tsy mahavita asa tsara na inona na inona.

"Tsy misy olona manantena azy ireo hanao zavatra tsara."