# Ho an'ireo izay madio, dia madio ny zavatra rehetra "Raha misy olona madio anaty, ny zavatra rehetra izay ataon'izy ireo dia hadio." # Ho an'ireo izay madio "Ho an'ireo izay ankasitrahan'Andiamanitra." # Ho an'ireo izay voaloto sy tsy mino kosa, dia tsy misy madio na inona na inona Paoly dia miresaka ireo mpanota toy ny hoe maloto ara-batana izy ireo. DH: "ny olona maloto fitondran-tena sy tsy mino dia tsy mety madio." # Mandà Azy amin'ireo asany "Ny asan'izy ireo dia manaporofo fa izy ireo dia tsy mahafantatra azy." # Mpankahala "Maharikoriko." # Tsy mahavita asa tsara na inona na inona. "Tsy misy olona manantena azy ireo hanao zavatra tsara."