plt_tn/tit/01/15.md

24 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho an'ireo izay madio, dia madio ny zavatra rehetra
"Raha misy olona madio anaty, ny zavatra rehetra izay ataon'izy ireo dia hadio."
# Ho an'ireo izay madio
"Ho an'ireo izay ankasitrahan'Andiamanitra."
# Ho an'ireo izay voaloto sy tsy mino kosa, dia tsy misy madio na inona na inona
Paoly dia miresaka ireo mpanota toy ny hoe maloto ara-batana izy ireo. DH: "ny olona maloto fitondran-tena sy tsy mino dia tsy mety madio."
# Mandà Azy amin'ireo asany
"Ny asan'izy ireo dia manaporofo fa izy ireo dia tsy mahafantatra azy."
# Mpankahala
"Maharikoriko."
# Tsy mahavita asa tsara na inona na inona.
"Tsy misy olona manantena azy ireo hanao zavatra tsara."