plt_tn/sng/07/05.md

642 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manoritsoritra ilay tiany ny tia.

Ny lohanao dia tahaka an'i Karmela

Ampitahaina amin'ny Tendrombohitr'i Karmela izay misandratra ambonin'ny zavatra rehetra manodidina izany ilay vehivavy.

volomparasy matroka

Ireo mety ho dikany dia 1) "mainty be" na 2) "mena be."

Babon'ny fihorongoron'izany ny mpanjaka

DH: "Ny volonao izay misarakorako dia tsara ka tsy mahajanona tsy mijery tsara izany ny mpanjaka."

randrana

tokom-bolo izay misarakorako avy amin'ny lohan'ilay vehivavy. Afaka mandika izany teny izany hoe "singam-bolo" na "mihorongorona" na "randrana kely" ihany koa ianao.