plt_tn/sng/07/05.md

20 lines
642 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ilay tiany ny tia.
# Ny lohanao dia tahaka an'i Karmela
Ampitahaina amin'ny Tendrombohitr'i Karmela izay misandratra ambonin'ny zavatra rehetra manodidina izany ilay vehivavy.
# volomparasy matroka
Ireo mety ho dikany dia 1) "mainty be" na 2) "mena be."
# Babon'ny fihorongoron'izany ny mpanjaka
DH: "Ny volonao izay misarakorako dia tsara ka tsy mahajanona tsy mijery tsara izany ny mpanjaka."
# randrana
tokom-bolo izay misarakorako avy amin'ny lohan'ilay vehivavy. Afaka mandika izany teny izany hoe "singam-bolo" na "mihorongorona" na "randrana kely" ihany koa ianao.