# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manoritsoritra ilay tiany ny tia. # Ny lohanao dia tahaka an'i Karmela Ampitahaina amin'ny Tendrombohitr'i Karmela izay misandratra ambonin'ny zavatra rehetra manodidina izany ilay vehivavy. # volomparasy matroka Ireo mety ho dikany dia 1) "mainty be" na 2) "mena be." # Babon'ny fihorongoron'izany ny mpanjaka DH: "Ny volonao izay misarakorako dia tsara ka tsy mahajanona tsy mijery tsara izany ny mpanjaka." # randrana tokom-bolo izay misarakorako avy amin'ny lohan'ilay vehivavy. Afaka mandika izany teny izany hoe "singam-bolo" na "mihorongorona" na "randrana kely" ihany koa ianao.