plt_tn/sng/05/10.md

601 B

mamiratra sady mena

Io dia manazava fa manoritsoritra ny volon-koditry ny malalany ilay vehivavy. DH: "manana hoditra mamiratra sady mena"

mamiratra

"salama tanteraka" na "madio". Manana hoditra izay tsy misy kianina ny malalany.

mena

volon-koditra salama izay mena manopy volotany

tsy manam-paharoa amin'ireo an'aliny

"ny tsara indrindra amin'ny 10.000." DH: "tsara noho ny olon-kafa" na "tsy misy tahaka azy."

Ny lohany dia volamena tsara indrindra

Ny lohan'ilay malalany dia sarobidy amin'ilay vehivavy toy ny volamena tsara indrindra.

goaika

vorona izay mainty be ny volony