# mamiratra sady mena Io dia manazava fa manoritsoritra ny volon-koditry ny malalany ilay vehivavy. DH: "manana hoditra mamiratra sady mena" # mamiratra "salama tanteraka" na "madio". Manana hoditra izay tsy misy kianina ny malalany. # mena volon-koditra salama izay mena manopy volotany # tsy manam-paharoa amin'ireo an'aliny "ny tsara indrindra amin'ny 10.000." DH: "tsara noho ny olon-kafa" na "tsy misy tahaka azy." # Ny lohany dia volamena tsara indrindra Ny lohan'ilay malalany dia sarobidy amin'ilay vehivavy toy ny volamena tsara indrindra. # goaika vorona izay mainty be ny volony