plt_tn/sng/05/10.md

24 lines
601 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mamiratra sady mena
Io dia manazava fa manoritsoritra ny volon-koditry ny malalany ilay vehivavy. DH: "manana hoditra mamiratra sady mena"
# mamiratra
"salama tanteraka" na "madio". Manana hoditra izay tsy misy kianina ny malalany.
# mena
volon-koditra salama izay mena manopy volotany
# tsy manam-paharoa amin'ireo an'aliny
"ny tsara indrindra amin'ny 10.000." DH: "tsara noho ny olon-kafa" na "tsy misy tahaka azy."
# Ny lohany dia volamena tsara indrindra
Ny lohan'ilay malalany dia sarobidy amin'ilay vehivavy toy ny volamena tsara indrindra.
# goaika
vorona izay mainty be ny volony