plt_tn/sng/05/09.md

16 lines
367 B
Markdown

# ianao izay tsara tarehy eo amin'ireo vehivavy
Jereo ny nandikanao ny hoe "tsara indrindra amin'ireo vehivavy" ao amin'ny 1:8.
# Nahoana ny malalanao no tsara
"Inona no mahatsara ny malalanao"
# no dia mangataka anay hanao fianianana tahaka izao ianao
"ary nahatonga anao hampanao fianianana anay"
# fianianana tahaka izao
Jereo ny fianianana ao amin'ny 5:8.