# ianao izay tsara tarehy eo amin'ireo vehivavy Jereo ny nandikanao ny hoe "tsara indrindra amin'ireo vehivavy" ao amin'ny 1:8. # Nahoana ny malalanao no tsara "Inona no mahatsara ny malalanao" # no dia mangataka anay hanao fianianana tahaka izao ianao "ary nahatonga anao hampanao fianianana anay" # fianianana tahaka izao Jereo ny fianianana ao amin'ny 5:8.