plt_tn/sng/05/09.md

367 B

ianao izay tsara tarehy eo amin'ireo vehivavy

Jereo ny nandikanao ny hoe "tsara indrindra amin'ireo vehivavy" ao amin'ny 1:8.

Nahoana ny malalanao no tsara

"Inona no mahatsara ny malalanao"

no dia mangataka anay hanao fianianana tahaka izao ianao

"ary nahatonga anao hampanao fianianana anay"

fianianana tahaka izao

Jereo ny fianianana ao amin'ny 5:8.