plt_tn/sng/04/04.md

44 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy midera ilay vehivavy ilay tia.
# Ny vozonao dia tahaka
DH: "ny vozonao dia lava sy tsara tahaka ny"
# -n'i Davida
"izay namboarin'i Davida"
# voaorina eny amin'ny filaharam-bato
Nanana rojo izay nandrakotra ny vozony manontolo amin'ny haingo milahatra ireo vehivavy. Ampitahain'ilay tia amin'ny filaharam-bato amin'ny tilikambo ireo haingo milahatra ireo. DH: "izay misy filaharam-bato maro be."
# miaraka amin'ny ampinga arivo mihantona
Ampitahain'ilay tia amin'ny ampinga mihantona eo amin'ny tilikambo ny haingon'ireo rojom-behivavy.
# ampinga arivo
"ampinga 1.000"
# ampingan'ireo miaramila rehetra
"ireo ampinga rehetra izay an'ireo mpiady mahery"
# tahaka ny diera roa, gazela kambana
Tsara tarehy ny nonon-dravehivavy, mifanandrify ary malefaka tahaka ny zanaka diera roa na zanaka gazela roa.
# kambana
Zanaky ny reniny izay niteraka zanany roa indray mandeha
# gazela
Jereo ny nandikanao ny "gazela" ao amin'ny 2:7.
# miraoka eny amin'ireo lilia
"mihinana ahitra eo amin'ireo lilia." Ireo biby tsara sy ny zanaka gazela dia tsara kokoa rehefa manodidina azy ireo ny lilia.