plt_tn/sng/04/04.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy midera ilay vehivavy ilay tia.

Ny vozonao dia tahaka

DH: "ny vozonao dia lava sy tsara tahaka ny"

-n'i Davida

"izay namboarin'i Davida"

voaorina eny amin'ny filaharam-bato

Nanana rojo izay nandrakotra ny vozony manontolo amin'ny haingo milahatra ireo vehivavy. Ampitahain'ilay tia amin'ny filaharam-bato amin'ny tilikambo ireo haingo milahatra ireo. DH: "izay misy filaharam-bato maro be."

miaraka amin'ny ampinga arivo mihantona

Ampitahain'ilay tia amin'ny ampinga mihantona eo amin'ny tilikambo ny haingon'ireo rojom-behivavy.

ampinga arivo

"ampinga 1.000"

ampingan'ireo miaramila rehetra

"ireo ampinga rehetra izay an'ireo mpiady mahery"

tahaka ny diera roa, gazela kambana

Tsara tarehy ny nonon-dravehivavy, mifanandrify ary malefaka tahaka ny zanaka diera roa na zanaka gazela roa.

kambana

Zanaky ny reniny izay niteraka zanany roa indray mandeha

gazela

Jereo ny nandikanao ny "gazela" ao amin'ny 2:7.

miraoka eny amin'ireo lilia

"mihinana ahitra eo amin'ireo lilia." Ireo biby tsara sy ny zanaka gazela dia tsara kokoa rehefa manodidina azy ireo ny lilia.