# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy midera ilay vehivavy ilay tia. # Ny vozonao dia tahaka DH: "ny vozonao dia lava sy tsara tahaka ny" # -n'i Davida "izay namboarin'i Davida" # voaorina eny amin'ny filaharam-bato Nanana rojo izay nandrakotra ny vozony manontolo amin'ny haingo milahatra ireo vehivavy. Ampitahain'ilay tia amin'ny filaharam-bato amin'ny tilikambo ireo haingo milahatra ireo. DH: "izay misy filaharam-bato maro be." # miaraka amin'ny ampinga arivo mihantona Ampitahain'ilay tia amin'ny ampinga mihantona eo amin'ny tilikambo ny haingon'ireo rojom-behivavy. # ampinga arivo "ampinga 1.000" # ampingan'ireo miaramila rehetra "ireo ampinga rehetra izay an'ireo mpiady mahery" # tahaka ny diera roa, gazela kambana Tsara tarehy ny nonon-dravehivavy, mifanandrify ary malefaka tahaka ny zanaka diera roa na zanaka gazela roa. # kambana Zanaky ny reniny izay niteraka zanany roa indray mandeha # gazela Jereo ny nandikanao ny "gazela" ao amin'ny 2:7. # miraoka eny amin'ireo lilia "mihinana ahitra eo amin'ireo lilia." Ireo biby tsara sy ny zanaka gazela dia tsara kokoa rehefa manodidina azy ireo ny lilia.