plt_tn/sng/01/09.md

20 lines
384 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny ny malalan-dravehivavy.
# tiako
"ilay tiako"
# amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao
Ampitahain'ilay tia amin'ny soavaly vavy tsara ilay tovovavy.
# ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao
"Ireo soavalin'i Farao izay mitarika ny kalesy"
# misy kitrony volafotsy
"misy pentina volafotsy"