plt_tn/sng/01/09.md

384 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny ny malalan-dravehivavy.

tiako

"ilay tiako"

amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao

Ampitahain'ilay tia amin'ny soavaly vavy tsara ilay tovovavy.

ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao

"Ireo soavalin'i Farao izay mitarika ny kalesy"

misy kitrony volafotsy

"misy pentina volafotsy"