# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny ny malalan-dravehivavy. # tiako "ilay tiako" # amin'ny soavaly vavy eo amin'ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao Ampitahain'ilay tia amin'ny soavaly vavy tsara ilay tovovavy. # ireo soavaly mpitarika ny kalesin'i Farao "Ireo soavalin'i Farao izay mitarika ny kalesy" # misy kitrony volafotsy "misy pentina volafotsy"