plt_tn/rut/04/13.md

28 lines
956 B
Markdown

# noraisin'i Boaza i Rota
"Nanambady an'i Boaza i Rota" na "Boaza dia naka an'i Rota ho vady"
# Niara-nandry taminy izy
"Niray taminy izy"
# izay tsy namela anao tsy hanan-kavana akaiky
"izay nanome anao havana akaiky tsara anio"
# Halaza anie ny anarany
Io dia manondro ny laza sy ny toetran'ny zafikelin'i Naomy.
# ilay hamerina ny fiainana amin'ny laoniny
Io andian-teny io dia mety hilazana ny fiainan'i Naomy fifaliana sy fanantenana indray eo amin'ny fiainany vokatry ny fananana zafikely vaovao. DH: "izay mitondra fifaliana ho anao indray" na "izay mahatonga anao hahatsiaro ho tanora indray"
# hikarakara anao rehefa antitra
"hikarakara anao izy rehefa antitra ianao"
# tsara aminao mihoatra noho ny zanaka fito lahy
"Fito" dia isa hebreo feno. Samy maty ny zanakalahin'i Naomy mialohan'ny nanomezan'izy reo fanatitra, kanefa i Rota dia niteraka ny zafikeln'i Naomy tamin'ny alalan'i Boaza. DH: "tsara taminao mihoatra ny zanaka lahy