plt_tn/rut/04/13.md

956 B

noraisin'i Boaza i Rota

"Nanambady an'i Boaza i Rota" na "Boaza dia naka an'i Rota ho vady"

Niara-nandry taminy izy

"Niray taminy izy"

izay tsy namela anao tsy hanan-kavana akaiky

"izay nanome anao havana akaiky tsara anio"

Halaza anie ny anarany

Io dia manondro ny laza sy ny toetran'ny zafikelin'i Naomy.

ilay hamerina ny fiainana amin'ny laoniny

Io andian-teny io dia mety hilazana ny fiainan'i Naomy fifaliana sy fanantenana indray eo amin'ny fiainany vokatry ny fananana zafikely vaovao. DH: "izay mitondra fifaliana ho anao indray" na "izay mahatonga anao hahatsiaro ho tanora indray"

hikarakara anao rehefa antitra

"hikarakara anao izy rehefa antitra ianao"

tsara aminao mihoatra noho ny zanaka fito lahy

"Fito" dia isa hebreo feno. Samy maty ny zanakalahin'i Naomy mialohan'ny nanomezan'izy reo fanatitra, kanefa i Rota dia niteraka ny zafikeln'i Naomy tamin'ny alalan'i Boaza. DH: "tsara taminao mihoatra ny zanaka lahy