# noraisin'i Boaza i Rota "Nanambady an'i Boaza i Rota" na "Boaza dia naka an'i Rota ho vady" # Niara-nandry taminy izy "Niray taminy izy" # izay tsy namela anao tsy hanan-kavana akaiky "izay nanome anao havana akaiky tsara anio" # Halaza anie ny anarany Io dia manondro ny laza sy ny toetran'ny zafikelin'i Naomy. # ilay hamerina ny fiainana amin'ny laoniny Io andian-teny io dia mety hilazana ny fiainan'i Naomy fifaliana sy fanantenana indray eo amin'ny fiainany vokatry ny fananana zafikely vaovao. DH: "izay mitondra fifaliana ho anao indray" na "izay mahatonga anao hahatsiaro ho tanora indray" # hikarakara anao rehefa antitra "hikarakara anao izy rehefa antitra ianao" # tsara aminao mihoatra noho ny zanaka fito lahy "Fito" dia isa hebreo feno. Samy maty ny zanakalahin'i Naomy mialohan'ny nanomezan'izy reo fanatitra, kanefa i Rota dia niteraka ny zafikeln'i Naomy tamin'ny alalan'i Boaza. DH: "tsara taminao mihoatra ny zanaka lahy