plt_tn/rut/03/16.md

567 B

Ahoana no nataonao, ry zanako vavy?

Ny tiana ho lazain'i Rota amin'ny alalan'izany fanontaniana izany dia azo atao mazava kokoa. DH: "inona no nitranga, ry zanako vavy?" na "Nanao ahoana ny fihetsik'i Boaza taminao?"

ny rehetra izay nataon-dralehilahy

"izay rehetra nataon'i Boaza"

Aza mandeha fotsiny amin'izao

"aza mandeha amin'izao" na "aza mandeha tsy mitondra na inona na inona" na "aza adino ny mitondra zavatra"

mahavitany izany zavatra izany

Izany dia manondro ny fanapahan-kevitra momba izay hividy ny fananan'i Naomy ary hanambady an'i Rota.