plt_tn/rut/03/16.md

16 lines
567 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ahoana no nataonao, ry zanako vavy?
Ny tiana ho lazain'i Rota amin'ny alalan'izany fanontaniana izany dia azo atao mazava kokoa. DH: "inona no nitranga, ry zanako vavy?" na "Nanao ahoana ny fihetsik'i Boaza taminao?"
# ny rehetra izay nataon-dralehilahy
"izay rehetra nataon'i Boaza"
# Aza mandeha fotsiny amin'izao
"aza mandeha amin'izao" na "aza mandeha tsy mitondra na inona na inona" na "aza adino ny mitondra zavatra"
# mahavitany izany zavatra izany
Izany dia manondro ny fanapahan-kevitra momba izay hividy ny fananan'i Naomy ary hanambady an'i Rota.