# Ahoana no nataonao, ry zanako vavy? Ny tiana ho lazain'i Rota amin'ny alalan'izany fanontaniana izany dia azo atao mazava kokoa. DH: "inona no nitranga, ry zanako vavy?" na "Nanao ahoana ny fihetsik'i Boaza taminao?" # ny rehetra izay nataon-dralehilahy "izay rehetra nataon'i Boaza" # Aza mandeha fotsiny amin'izao "aza mandeha amin'izao" na "aza mandeha tsy mitondra na inona na inona" na "aza adino ny mitondra zavatra" # mahavitany izany zavatra izany Izany dia manondro ny fanapahan-kevitra momba izay hividy ny fananan'i Naomy ary hanambady an'i Rota.