plt_tn/rut/03/14.md

24 lines
727 B
Markdown

# nandry teo an-tongony izy
Natory teo an-tongotr'i Boaza i Rota. Tsy niara-nandry izy ireo.
# raha mbola maizina tsy ahalalana olona iny ny andro
iny andro iny dia afaka lazaina ho aizina. DH: "raha mbola maizina ny andro"
# lamba fitafiana
lamba kely arakotra eo an-tsoroka
# vary hordea inenin'ny famarana
Tsy voalaza ny tena fatrany. Fa izay tokony heverina ho ampy, nefa kely afaka entin'i Rota irery. Ny sasany dia mihevitra fa sahabo ho 30 kilao izany.
# nametraka ny entana teo aminy
Lehibe ny voa ka dia nila fanampiana i Rota aka sy hitondra azy.
# Dia nankany an-tanàna izy
Ny ankamaroan'ny kopia taloha dia milaza hoe "nandeha," fa ny sasany kosa "nankany izy." Ny safidy tsara kokoa dia "nankany izy."