plt_tn/rut/03/14.md

727 B

nandry teo an-tongony izy

Natory teo an-tongotr'i Boaza i Rota. Tsy niara-nandry izy ireo.

raha mbola maizina tsy ahalalana olona iny ny andro

iny andro iny dia afaka lazaina ho aizina. DH: "raha mbola maizina ny andro"

lamba fitafiana

lamba kely arakotra eo an-tsoroka

vary hordea inenin'ny famarana

Tsy voalaza ny tena fatrany. Fa izay tokony heverina ho ampy, nefa kely afaka entin'i Rota irery. Ny sasany dia mihevitra fa sahabo ho 30 kilao izany.

nametraka ny entana teo aminy

Lehibe ny voa ka dia nila fanampiana i Rota aka sy hitondra azy.

Dia nankany an-tanàna izy

Ny ankamaroan'ny kopia taloha dia milaza hoe "nandeha," fa ny sasany kosa "nankany izy." Ny safidy tsara kokoa dia "nankany izy."