plt_tn/rut/03/12.md

12 lines
333 B
Markdown

# havana akaiky kokoa noho izaho
Adidin'ny lehilahy havana akaiky indrindra ny manampy ilay mpitondratena.
# Fa raha tsy hanao ny adidin'ny maha-havana akaiky izy
"raha tsy hanambady ny vehivavy maty vady sy ho ray ho an'ny havany maty izy"
# noho ny fahaveloman'i Yaveh
"raha velona koa Yaveh." Voady hebreo iray mahazatra io.