# havana akaiky kokoa noho izaho Adidin'ny lehilahy havana akaiky indrindra ny manampy ilay mpitondratena. # Fa raha tsy hanao ny adidin'ny maha-havana akaiky izy "raha tsy hanambady ny vehivavy maty vady sy ho ray ho an'ny havany maty izy" # noho ny fahaveloman'i Yaveh "raha velona koa Yaveh." Voady hebreo iray mahazatra io.