plt_tn/rut/03/12.md

333 B

havana akaiky kokoa noho izaho

Adidin'ny lehilahy havana akaiky indrindra ny manampy ilay mpitondratena.

Fa raha tsy hanao ny adidin'ny maha-havana akaiky izy

"raha tsy hanambady ny vehivavy maty vady sy ho ray ho an'ny havany maty izy"

noho ny fahaveloman'i Yaveh

"raha velona koa Yaveh." Voady hebreo iray mahazatra io.