plt_tn/rut/03/10.md

800 B

Ry zanako vavy

Boaza dia nampiasa io fomba fiteny io ho mariky ny fanajana an'i Rota amin'ny maha zavotovavy azy.

hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana noho ny tamin'ny voalohany

"hatsaram-panahy bebe kokoa noho ny teo aloha"

hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana

Io dia nanondro an'i Rota nangataka an'i Boaza hanambady azy. Rehefa nanambady ny havan'i Naomy i Rota, dia hanome an'i Naomy ary maneho hatsaram-panahy lehibe tamin'i Naomy.

tamin'ny voalohany

Izy io dia manondro ny fomba nanomezan'i Rota ny rafozany taloha tamin'ny fijanonany niaraka taminy sy ny fitsimponana voa ho sakafo ho azy ireo.

satria tsy nanaraka

"tsy nanenjika fanambadiana ianao." Rota dia afaka tsy niraharaha ny filàn'i Naomy ka nitady vady ho azy ivelan'ny fianakavian'i Naomy.