plt_tn/rut/03/10.md

20 lines
800 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ry zanako vavy
Boaza dia nampiasa io fomba fiteny io ho mariky ny fanajana an'i Rota amin'ny maha zavotovavy azy.
# hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana noho ny tamin'ny voalohany
"hatsaram-panahy bebe kokoa noho ny teo aloha"
# hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana
Io dia nanondro an'i Rota nangataka an'i Boaza hanambady azy. Rehefa nanambady ny havan'i Naomy i Rota, dia hanome an'i Naomy ary maneho hatsaram-panahy lehibe tamin'i Naomy.
# tamin'ny voalohany
Izy io dia manondro ny fomba nanomezan'i Rota ny rafozany taloha tamin'ny fijanonany niaraka taminy sy ny fitsimponana voa ho sakafo ho azy ireo.
# satria tsy nanaraka
"tsy nanenjika fanambadiana ianao." Rota dia afaka tsy niraharaha ny filàn'i Naomy ka nitady vady ho azy ivelan'ny fianakavian'i Naomy.