# Ry zanako vavy Boaza dia nampiasa io fomba fiteny io ho mariky ny fanajana an'i Rota amin'ny maha zavotovavy azy. # hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana noho ny tamin'ny voalohany "hatsaram-panahy bebe kokoa noho ny teo aloha" # hatsaram-panahy bebe kokoa tamin'ny ato aoriana Io dia nanondro an'i Rota nangataka an'i Boaza hanambady azy. Rehefa nanambady ny havan'i Naomy i Rota, dia hanome an'i Naomy ary maneho hatsaram-panahy lehibe tamin'i Naomy. # tamin'ny voalohany Izy io dia manondro ny fomba nanomezan'i Rota ny rafozany taloha tamin'ny fijanonany niaraka taminy sy ny fitsimponana voa ho sakafo ho azy ireo. # satria tsy nanaraka "tsy nanenjika fanambadiana ianao." Rota dia afaka tsy niraharaha ny filàn'i Naomy ka nitady vady ho azy ivelan'ny fianakavian'i Naomy.