plt_tn/rut/03/06.md

307 B

faly ny fony

"afa-po izy" na "miramirana izy." Tsy midika izany fa mamo be i Boaza.

tonga tsimoramora izy

"nitsofoka niditra tao izy" na "tonga mangingina tao izy mba tsy hisy handre azy"

nanala ny lamba tamin'ny tongony

"nanaisotra ny lambany tamin'ny tongony"

nandry

"mandry eo an-tongony"