plt_tn/rut/03/06.md

16 lines
307 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# faly ny fony
"afa-po izy" na "miramirana izy." Tsy midika izany fa mamo be i Boaza.
# tonga tsimoramora izy
"nitsofoka niditra tao izy" na "tonga mangingina tao izy mba tsy hisy handre azy"
# nanala ny lamba tamin'ny tongony
"nanaisotra ny lambany tamin'ny tongony"
# nandry
"mandry eo an-tongony"