# faly ny fony "afa-po izy" na "miramirana izy." Tsy midika izany fa mamo be i Boaza. # tonga tsimoramora izy "nitsofoka niditra tao izy" na "tonga mangingina tao izy mba tsy hisy handre azy" # nanala ny lamba tamin'ny tongony "nanaisotra ny lambany tamin'ny tongony" # nandry "mandry eo an-tongony"