plt_tn/rut/02/17.md

20 lines
386 B
Markdown

# nively
Nanasaraka ny ampahany azo hanina tamin'ny tahony, izay nariana izy.
# salohim-bary
Izany dia manondro ny ampahany azo hanina amin'ny voa.
# vary hordea teo ho eo amin'ny iray efaha
"vary hordea eo ho eo amin'ny 13 kilao"
# Nampiakariny izany ka nankany an-tanàna izy
Te hilaza izany fa nentin'i Rota nody ny voa.
# hitan'ny rafozam-baviny
rafozana- "Nahita i Naomy"