plt_tn/rut/02/17.md

386 B

nively

Nanasaraka ny ampahany azo hanina tamin'ny tahony, izay nariana izy.

salohim-bary

Izany dia manondro ny ampahany azo hanina amin'ny voa.

vary hordea teo ho eo amin'ny iray efaha

"vary hordea eo ho eo amin'ny 13 kilao"

Nampiakariny izany ka nankany an-tanàna izy

Te hilaza izany fa nentin'i Rota nody ny voa.

hitan'ny rafozam-baviny

rafozana- "Nahita i Naomy"