# nively Nanasaraka ny ampahany azo hanina tamin'ny tahony, izay nariana izy. # salohim-bary Izany dia manondro ny ampahany azo hanina amin'ny voa. # vary hordea teo ho eo amin'ny iray efaha "vary hordea eo ho eo amin'ny 13 kilao" # Nampiakariny izany ka nankany an-tanĂ na izy Te hilaza izany fa nentin'i Rota nody ny voa. # hitan'ny rafozam-baviny rafozana- "Nahita i Naomy"